"Soa Fa Nisy"
— દ્વારા ગાયું Lion Hill
"Soa Fa Nisy" એ રેકોર્ડ લેબલની અધિકૃત ચેનલ - "Lion Hill" પર મેડાગાસ્કર પર 01 ઓગસ્ટ 2024 પર રજૂ કરાયેલું ગીત છે. "Soa Fa Nisy" વિશે વિશિષ્ટ માહિતી શોધો. Soa Fa Nisy ગીતના ગીતો, અનુવાદો અને ગીતની હકીકતો શોધો. ઈન્ટરનેટ પર મળેલી માહિતીના ટુકડા અનુસાર કમાણી અને નેટ વર્થ સ્પોન્સરશિપ અને અન્ય સ્ત્રોતો દ્વારા એકત્રિત કરવામાં આવે છે. સંકલિત સંગીત ચાર્ટમાં "Soa Fa Nisy" ગીત કેટલી વાર દેખાયું? "Soa Fa Nisy" એક જાણીતો મ્યુઝિક વિડિયો છે જેણે લોકપ્રિય ટોચના ચાર્ટમાં સ્થાન મેળવ્યું છે, જેમ કે ટોચના 100 મેડાગાસ્કર ગીતો, ટોચના 40 મેડાગાસ્કર ગીતો અને વધુ.
|
Download New Songs
Listen & stream |
|

"Soa Fa Nisy" તથ્યો
"Soa Fa Nisy" YouTube પર 910.1K કુલ દૃશ્યો અને 4.4K લાઈક્સ સુધી પહોંચી ગયું છે.
ગીત 01/08/2024 ના રોજ સબમિટ કરવામાં આવ્યું છે અને ચાર્ટ પર 41 અઠવાડિયા ગાળ્યા છે.
મ્યુઝિક વિડિયોનું મૂળ નામ "LION HILL - SOA FA NISY (OFFICIAL VIDEO)" છે.
"Soa Fa Nisy" યુટ્યુબ પર 01/08/2024 18:00:06 પર પ્રકાશિત કરવામાં આવ્યું છે.
"Soa Fa Nisy" ગીત, સંગીતકાર, રેકોર્ડ લેબલ
#officialmusicvideo #lionhill #soafanisy
Lion Hill - Soa fa nisy (Official Video)
#lionhill #soafanisy #officialmusicvideo
Follow Lion Hill:
Matsiarotsiaro ny taloha
Tam mbola tankilano
Tsisy asa loha
Koa ano maregny zah
Tsisy olagna tsy magnahy
Mbo matsiaro fo
Lavitry aty lavitry aty lavitry aty zaho
Mbola miady mbola miady mafy
Fiainagna ty sarotro atao e
Fo tsy maintsy miady ozino zay
Fo lilahy zaho
(Refrain)
Soa fa nisy ano
Soa fa nisy
Nampatsiahy
Nitagna anahy tsy ho lavo
Mafy ny ady fo
Teo ano
Nampatsiahy fo tsisy handavo manafo
Tsy olo voany sery nefa isanteteky manafo tafitsiegny
Vaovao makasiky ano o zegny tiako regny
Vitanao tsy ho adigno o
Mikajy agnaty foko
Agny andro agny volagna
Ho avy zaho hamangy ano
Lavitry aty lavitry aty lavitry aty zaho
Mbola miady mbola miady mafy
Fiainagna ty sarotro atao e
Fo tsy maintsy miady ozino zay
Fo lilahy zaho
(Refrain)
Soa fa nisy ano
Soa fa nisy
Nampatsiahy
Nitagna anahy tsy ho lavo
Mafy ny ady fo
Teo ano
Nampatsiahy fo tsisy handavo manafo
@vibinurban Publishing 2024